Sat Apr 13 2019 17:38:42 GMT+0300 (E. Africa Standard Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2019-04-13 17:38:43 +03:00
parent 3af5c1d258
commit 9bbf87149d
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 10 Asao ny taninao, tahaka ny iasan'ny olona an'i Neily, ry zanakavavin'i Tarsisy. Tsy misy tsena intsony ao Tyro. [Fanamarihana: Raha tokony hoe: ''Asao ny taninao'', ireo dikan-teny sasany manao hoe: Mamakivakia ny taninao'' na ''Ataovy tondraka ny taninao''.] \v 11 Efa naninjitra ny tanany teo ambonin'ny ranomasina Yaveh, ary efa nanozongozona ireo fanjakana Izy; efa nanome baiko nahakasika an'i Fenisia, mba handrava ireo fiarovana mafy Izy. \v 12 Hoy Izy: "Tsy hifaly intsony ianao, ry virijiny ory zanakavavin'i Sidona; mitsangàna; mità ho any Sipra; nefa na dia any aza dia tsy hanam-pitsaharana ianareo.''
\v 10 Asao ny taninao, tahaka ny iasan'ny olona an'i Neily, ry zanakavavin'i Tarsisy. Tsy misy tsena intsony ao Tyro. [Fanamarihana: Raha tokony hoe: ''Asao ny taninao'', ireo dikan-teny sasany manao hoe: Mamakivakia ny taninao'' na ''Ataovy tondraka ny taninao''.] \v 11 Efa naninjitra ny tanany teo ambonin'ny ranomasina Yaveh, ary efa nanozongozona ireo fanjakana Izy; efa nanome baiko nahakasika an'i Fenisia, mba handrava ireo fiarovana mafy Izy. \v 12 Hoy Izy: "Tsy hifaly intsony ianao, ry virijiny ory zanakavavin'i Sidona; mitsangàna; miampità ho any Sipra; nefa na dia any aza dia tsy hanam-pitsaharana ianao.''