Fri Apr 12 2019 15:05:13 GMT+0300 (Russie TZ 2)

This commit is contained in:
tsDesktop 2019-04-12 15:05:13 +03:00
parent 28ecee3c94
commit 9ad12550c5
3 changed files with 4 additions and 3 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 12 \v 13 Nesorina sy nalàna tamiko tahaka ny lain'ny mpiandry ondry ny aiko; naforiporitro tahaka ny tenona ny aiko; manapaka ahy amin'ny fitaovana fanenomana ianao; eo antenantenan'ny andro sy ny alina ianao no manapitra ny aiko. Nihiaka mafy mandra-maraina; tahaka ny liona mamaky ireo taolako rehetra. Eo anelanelan'ny andro sy ny alina ianao no manapitra ny aiko.
\v 12 Nesorina sy nalàna tamiko tahaka ny lain'ny mpiandry ondry ny aiko; naforiporitro tahaka ny tenona ny aiko; manapaka ahy amin'ny fitaovana fanenomana ianao; eo antenantenan'ny andro sy ny alina ianao no manapitra ny aiko. \v 13 Nihiaka mafy mandra-maraina aho; tahaka ny famakian'ny liona ireo taolako rehetra. Eo antenantenan'ny andro sy ny alina ianao no manapitra ny aiko.

View File

@ -1 +1 @@
\v 14 \v 15 Mikoraraika tahaka ny sidintsidina aho; mitolokoloko tahaka ny voromailala aho; reraka nijery niakatra ny masoko. Tompo, ory aho; ampio aho. Inona no afaka lazaiko? Samy niteny tamiko izy roa ireo, ary nanao izany; hamindra moramora aho amin'ny taona hiainako rehetra satria resin'ny alahelo aho.
\v 14 \v 15 Mikoraraika tahaka ny sidintsidina aho; mitolokoloko tahaka ny voromailala aho; reraka nijery niakatra ny masoko. Ry Tompo, ory aho; ampio aho. Inona no afaka lazaiko? Samy niteny tamiko izy roa ireo, ary nanao izany; hamindra moramora aho amin'ny taona hiainako rehetra satria resin'ny alahelo aho.

View File

@ -64,6 +64,7 @@
"38-01",
"38-04",
"38-07",
"38-09"
"38-09",
"38-12"
]
}