Sat Apr 13 2019 19:24:22 GMT+0100 (GMT (heure d’été))

This commit is contained in:
tsDesktop 2019-04-13 19:24:23 +01:00
parent 01250a1129
commit 9a22500a51
3 changed files with 4 additions and 2 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 6 Tsy izao ve no fifadiana safidiako: Ny hanafaka ny famatoran'ny faharatsiana, ny hamaha ny tadin'ny zioga, ny hanafaka ireo torotoro, ny hanapaka ny zioga rehetra? \v 7 Tsy ny hizara ny mofonareo amin'ny noana ary hitondra ireo mahantra sy ireo tsy manan-kialofana ho ao an-tranonareo ve?" Rehefa mahita olona miboridana ianareo, dia tokony hampitafy azy; ary tsy tokony hanafina ny tenanareo amin'ireo havanareo ihany ianareo.
\v 6 Tsy izao ve no fifadiana safidiako: Ny hanafaka ny famatoran'ny faharatsiana, ny hamaha ny tadin'ny zioga, ny hanafaka ireo torotoro, ny hanapaka ny zioga rehetra? \v 7 Tsy ny hizara ny mofonao amin'ny noana ary hitondra ireo mahantra sy ireo tsy manan-kialofana ho ao an-tranonao ve?" Rehefa mahita olona miboridana ianao, dia tokony hampitafy azy; ary tsy tokony hanafina ny tenanao amin'ireo havanao ihany ianao.

View File

@ -1 +1 @@
\v 8 Dia hipoaka tahaka ny masoandro ny fahazavanareo, ary hitsimoka faingana ny fanasitranana anareo; handeha eo anoloanareo ny fahamariananareo, ary ny voninahitr'i Yaveh no ho vodi-lalanareo.
\v 8 Dia hipoaka tahaka ny masoandro ny fahazavanao, ary hitsimoka faingana ny fanasitranana anao; handeha eo anoloanao ny fahamariananao, ary ny voninahitr'i Yaveh no ho vodi-lalanao.

View File

@ -94,8 +94,10 @@
"45-24",
"58-title",
"58-01",
"58-03",
"58-04",
"58-06",
"58-08",
"58-09",
"58-11",
"58-12",