Sun Apr 14 2019 11:29:05 GMT+0300 (E. Africa Standard Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2019-04-14 11:29:06 +03:00
parent b8817e57c5
commit 994fbecd27
2 changed files with 1 additions and 2 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 10 Ny zanaka lahin'ireo vahiny hanangana indray ireo mandanao; ary hanompo anao ireo mpanjakany; fa na dia tamin'ny fahatezerako aza no namaizako anao, dia amin'ny fankasitrahako kosa no hangorahako anao. \v 11 Hisokatra hatrany hatrany ihany koa ireo vavahadinao; tsy hakatona na andro na alina ireo, mba hitondrana ny haren'ireo firenena, mbamin'ireo mpanjakany tarihina.
\v 10 Ny zanaka lahin'ireo hafa firenena hanangana indray ireo mandanao; ary hanompo anao ireo mpanjakany; fa na dia tamin'ny fahatezerako aza no namaizako anao, dia amin'ny fankasitrahako kosa no hangorahako anao. \v 11 Hisokatra hatrany hatrany ihany koa ireo vavahadinao; tsy hakatona na andro na alina ireo, mba hitondrana ny haren'ireo firenena, mbamin'ireo mpanjakany tarihina.

View File

@ -93,7 +93,6 @@
"60-06",
"60-08",
"60-10",
"60-12",
"60-14",
"60-15",
"60-17",