Fri Apr 12 2019 15:48:00 GMT+0300 (FLE (heure d’été))

This commit is contained in:
tsDesktop 2019-04-12 15:48:01 +03:00
parent 60751d88a7
commit 967129e748
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 6 Ary ny amboadia hiara-hiaina amin'ny zanak'ondry, ary ny leoparda miaraka amin'ny zanak'osy, zanak'omby, ny liona tanora ary ny ombikely mifahy. Zazakely no hitarika azy ireo. \v 7 Ny ombivavy sy ny bera dia hiara-hihinam-bilona, ary ny zanak'izy ireo hiara-mandry. Ny liona dia hihinana mololo tahaka ny omby.
\v 6 Ary ny amboadia hiara-hiaina amin'ny zanak'ondry, ary ny leoparda hiara-mandry amin'ny zanak'osy, zanak'omby, ny liona tanora ary ny ombikely mifahy. Zazakely no hitarika azy ireo. \v 7 Ny ombivavy sy ny bera dia hiara-hihinam-bilona, ary ny zanak'izy ireo hiara-mandry. Ny liona dia hihinana mololo tahaka ny omby.