auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD005 2019-04-13 05:09:33 -04:00 committed by root
parent 25b07ba7d8
commit 937a9ae9f9
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 7 Hanambara ny asan'ny fanekena mahatokin'i Yaveh aho, nataon'i Yaveh. Hanambara izay rehetra nataon'i Yaveh ho antsika Aho, ary habenny fanaovan-tsoany tamin'ny taranaky ny Israely. Efa nasehony antsika ny fangoraham-pony nohon'ny famindrampony, ary tamin'ny hamaroan'ny nataon'ny fanekena mahatoky. \v 8 Fa hoy izy: "Ho an'ny sasany dia oloko ireo, zanaka izay tsy mba tsy mena-mivadika." Ho tonga mpamonjin'izy ireo Izy.
\v 7 Hanambara ny asan'ny fanekena mahatokin'i Yaveh aho, ireo asa mendri-piderana nataon'i Yaveh. Hanambara izay rehetra nataon'i Yaveh ho antsika aho, ary habenny fanaovan-tsoany tamin'ny taranaky ny Israely. Efa nasehony antsika ny fangoraham-pony nohon'ny famindrampony, ary tamin'ny hamaroan'ny nataon'ny fanekena mahatoky. \v 8 Fa hoy izy: "Ho an'ny sasany dia oloko ireo, zanaka izay tsy mba tsy mena-mivadika." Ho tonga mpamonjin'izy ireo Izy.