auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD006 2019-04-11 15:18:06 -04:00 committed by root
parent f31411f0d4
commit 93461f1d4e
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Dia hitomany miaraka amin'i Jazera ho an'ireo voalobok'i Sibma tokoa aho. Handena anao amin'ireo ranomasiko aho, Hesbona, sy Elale. Fa teo amin'ireo sahan'ny voa lohataona sy ny fijinjana no namaranako ireo hiakam-pifaliana. Noesorina tamin'ny alan'ny hazo fihinam-boa ny fifaliana sy firavoaravoana; ary tsy misy hira na hiaka ao amin'ny tanim-boaloboka. Tsy hisy na iza na iza hanosihosy divay ao amin'ny famiazana
Dia hitomany miaraka amin'i Jazera ho an'ireo voalobok'i Sibma tokoa aho. Handena anao amin'ireo ranomasiko aho, Hesbona, sy Elale. Fa teo amin'ireo sahan'ny voa lohataona sy ny fijinjana no namaranako ireo hiakam-pifaliana. Noesorina tamin'ny alan'ny hazo fihinam-boa ny fifaliana sy firavoaravoana; ary tsy misy hira na hiaka ao amin'ny tanim-boaloboka. Tsy hisy na iza na iza hanitsaka divay ao amin'ny famiazana