Thu Apr 11 2019 16:55:37 GMT+0300 (E. Africa Standard Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2019-04-11 16:55:38 +03:00
parent c48c0438f8
commit 907841f262
2 changed files with 2 additions and 2 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 4 Aoka ho menatra, ry Sidona; fa efa niteny ny ranomasina, dia ilay mahery amin'ny ranomasina. Hoy izy: "Tsy mbola nihetsi-jaza aho na niteraka, na nanangana zatovolahy na nitaiza zatovovavy.'' \v 5 Rehefa tonga tany Egypta ny tatitra, dia halahelo mahakasika an'i Tyro izy ireo.
\v 4 Aoka ho menatra, ry Sidona; fa efa niteny ny ranomasina, dia ilay mahery amin'ny ranomasina. Hoy izy: "Tsy mbola nihetsi-jaza aho na niteraka, na nanangana zatovolahy na nitaiza zatovovavy.'' \v 5 Ka rehefa tonga any Egypta ny tatitra, dia halahelo mahakasika an'i Tyro izy ireo.

View File

@ -1 +1 @@
\v 6 \v 7 Mità an'ii Tarsisy; midradradradrà, ianareo mponin'ny morontsiraka. Moa ve nitranga taminao, ry tanàna faly, izay avy amin'ireo fotoana taloha no nipoirany, tongotr'iza no nitondra azy lavitra any amin'ireo toerana vahiny mba hitoerana?
\v 6 Mità an'i Tarsisy; midradradradrà, ianareo ry mponin'ny morontsiraka. \v 7 Moa ve nitranga taminao izany, ry tanàna faly, izay avy amin'ireo fotoana taloha no nipoirany, tongotr'iza no nitondra azy lavitra any amin'ireo toerana vahiny mba hitoerana?