auto save

This commit is contained in:
Plt-Mad004 2019-04-12 11:08:13 -04:00 committed by root
parent bf69d34888
commit 8e8f2ee45e
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 1 \v 2 Rehefa ren'i Ezekia Mpanjaka ny tatitr'izy ireo, dia nandriatra ny akanjony izy, ka nanarona ny tenany tamin'ny ankanjo fisaonana, ary nankany an-tranon'i Yaveh. Izy dia naniraka an'i Eliakima, izay lohan'ny ankohonana, sy Sebna mpanora-dalàna, sy ireo lohan'ny mpisorona, nisarona akanjo fisaonana, ho any amin'i Isaia mpaminany, zanaka lahin'i Amoza.
\v 1 \v 2 Rehefa ren'i Ezekia Mpanjaka ny tatitr'izy ireo, dia nandriatra ny akanjony izy, ka nanarona ny tenany tamin'ny ankanjo fisaonana, ary nankany an-tranon'i Yaveh. Izy dia naniraka an'i Eliakima, izay lohan'ny ankohonana, sy Sebna mpanora-dalàna, sy ireo lohan'ny mpisorona, samy nisarona akanjo fisaonana avokoa, ho any amin'i Isaia mpaminany, zanak'i Amoza.