auto save
This commit is contained in:
parent
00bdd8e78c
commit
8ab66900e9
|
@ -1 +1 @@
|
|||
\v 20 Hampiverina ireo rahalainao rehetra hivoaka ireo firenena rehetra izy ireo, tahaka ny fanatitra ho an'i Yaveh. Ho avy amin'ny soavaly, sy anatin'ireo kalesy, anatin'ireo filanjana, ambonin'ireo ampondra, ary ambonin'ireo rameva, ho any amin'i Jerosalema tendrombohitro masina_hoy Yaveh. Fa ny vahoakan'i Israely dia hitondra fanatitra vary anaty lovia madio ho ao an-tranon'i Yaveh. \v 21 Ny sasany amin'ireo aza dia hofidiko ho mpisorona sy Levita_hoy Yaveh.
|
||||
\v 20 Hampiverina ireo rahalainao rehetra hivoaka ireo firenena rehetra izy ireo, tahaka ny fanatitra ho an'i Yaveh. Ho avy amin'ny soavaly, sy anatin'ireo kalesy, anatin'ireo filanjana, ambonin'ireo ampondra, ary ambonin'ireo rameva, ho any amin'i Jerosalema tendrombohitro masina_hoy Yaveh. Fa ny vahoakan'i Israely dia hitondra fanatitra vary anaty lovia madio ho ao an-tranon'i Yaveh. \v 21 Na ny sasany amin' izyireo aza dia hofidiko ho mpisorona sy Levita_hoy Yaveh.
|
Loading…
Reference in New Issue