Thu Apr 11 2019 17:53:30 GMT+0100 (GMT (heure d’été))

This commit is contained in:
tsDesktop 2019-04-11 17:53:31 +01:00
parent 0c85871c07
commit 82b3ca862b
2 changed files with 2 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 10 Fa nanadino ny Andriamanitry ny famonjenareo ianareo, ary nodianareo fanina ny vatolampin'ny herinareo. Koa mamboly zava-maniry mahafinaritra ianareo, ary mametraka tahom- voaray avy tamin'ny vahiny, \v 11 amin'ny andro hambolenareo, sy hamefenareo, sy hampanirianareo. Tsy ho ela dia haniry ny voanareo, saingy tsy hahavanona ny vokatrareo amin'ny andro fahoriana sy halahelo mafy.
\v 10 Fa nanadino ny Andriamanitry ny famonjenareo ianareo, ary nodianareo fanina ny vatolampin'ny herinareo. Koa mamboly zava-maniry mahafinaritra ianareo, ary mametraka tahom-boaloboka voaray avy tamin'ny vahiny, \v 11 amin'ny andro hambolenareo, sy hamefenareo, sy hampanirianareo. Tsy ho ela dia haniry ny voanareo, saingy tsy hahavanona ny vokatrareo amin'ny andro fahoriana sy alahelo mafy.

View File

@ -52,6 +52,7 @@
"17-04",
"17-06",
"17-08",
"17-10",
"17-12"
]
}