Sat Apr 13 2019 11:31:45 GMT+0300 (Russie TZ 2)

This commit is contained in:
tsDesktop 2019-04-13 11:31:46 +03:00
parent 2fa139dccd
commit 810a97338a
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 8 Tamin'ny faneriterena sy fitsarana no niampangana azy;iza tamin'io taranaka io no mbola mieritreritra ny momba azy? Fa noringanina tamin'ny tanin'ny velona izy; noho ireo fandikan-dalàn'ny oloko dia natao teo aminy ny fanasaziana. \v 9 Nataon'izy ireo niaraka tamin'ireo jiolahy ny fasany, lehilahy manan-karena tamin'ny fahafatesany, na dia tsy nanao herisetra na hoe nisy fitaka aza teo imolony.
\v 8 Tamin'ny faneriterena sy fitsarana no niampangana azy;iza tamin'io taranaka io no mbola mieritreritra ny momba azy? Fa naringana tamin'ny tanin'ny velona izy; noho ireo fandikan-dalàn'ny oloko dia natao teo aminy ny fanasaziana. \v 9 Nataon'izy ireo niaraka tamin'ireo jiolahy ny fasany, lehilahy manan-karena tamin'ny fahafatesany, na dia tsy nanao herisetra na hoe nisy fitaka aza teo imolony.