diff --git a/13/04.txt b/13/04.txt index 268fc4a2..4944a725 100644 --- a/13/04.txt +++ b/13/04.txt @@ -1 +1 @@ -\v 4 \v 5 Ny horakoraky ny maro an'isa no any an-tendrombohitra, tahaka ny vahoaka lehibe! Ny tabataban'ny fanjakana tahaka ireo firenena maro tafatambatra! Yaveh tompon'ny maro no mampahery ny tafika ho amin'ny ady. Avy any amin'ny tanAna lavitra izy ireo, avy any amin'ny faravodilanitra. Dia i Yaveh sy ny fitaovana fitsarana, mandrava ny tany manontolo. \ No newline at end of file +\v 4 \v 5 Ny horakoraky ny maro an'isa no any an-tendrombohitra, tahaka ny vahoaka lehibe! Ny tabataban'ny fanjakana tahaka ireo firenena maro tafatambatra! Yaveh tompon'ny maro no mampahery ny tafika ho amin'ny ady. Avy any amin'ny tanĂ na lavitra izy ireo, avy any amin'ny faravodilanitra. Dia i Yaveh sy ny fitaovana fitsarana, mandrava ny tany manontolo. \ No newline at end of file