auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD006 2019-04-12 15:18:24 -04:00 committed by root
parent 6febd16c23
commit 7f7b63ab93
2 changed files with 2 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Izao no lazain'i Yaveh, mpamavotra ny Israely, ilay Masiny Iray, amin'ny iray izay manana fiainana voatsinontsinona, halan'ireo firenena, ary andevon'ireo mpanapaka
Izao no lazain'i Yaveh, mpamavotra ny Israely, ilay Masiny Iray, amin'ny iray izay manana fiainana voatsinontsinona, halan'ireo firenena, ary andevon'ireo mpanapaka hoe: "Ho hitan'ny mpanjaka ianao ary hitsangana, Ary hahita anao ireo andriana ka hiankohoka, noho i Yaveh izay mahatoky, na dia ny Iray Masina, izay nifidy anao aza."

1
49/08.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Izao