Sat Apr 13 2019 18:19:30 GMT+0300 (FLE (heure d’été))

This commit is contained in:
tsDesktop 2019-04-13 18:19:30 +03:00
parent 72f1e23337
commit 7e4ad83f1b
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 7 Ireo zanaka lahy naterakao, izay efa notaizainao—ho alainy izy ireo, ary ho lasa tandapa ao amin'ilay lapan'ny mpanjakan'i Babylona izy ireo.'" \v 8 Avy eo Hezekia niteny tamin'Isaia hoe: "Tsara ny tenin'i Yaveh izay noresahinao." Fa nihevitra izy hoe: "Hisy fiadanana sy fahamarinan-toerana amin'ny androko."
\v 7 Ireo zanaka lahy naterakao, izay efa notaizainao—ho alainy izy ireo, ary ho lasa tandapa ao amin'ilay lapan'ny mpanjakan'i Babylona izy ireo.'" \v 8 Avy eo Hezekia niteny tamin'Isaia hoe: "Tsara ny tenin'i Yaveh izay efa noresahinao." Fa nihevitra izy hoe: "Hisy fiadanana sy fahamarinan-toerana amin'ny androko."