auto save

This commit is contained in:
Plt-Mad004 2019-04-12 11:08:13 -04:00 committed by root
parent 65fdde7677
commit 7d3548ba06
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 26 \v 27 Moa ve tsy renao ny nanomanako izany fotoana maro lasa izay sy nanaovako izany tamin'ny fotoana fahiny? Ary ampandaloviko izany. Eto ianao mba ahatonga ireo tanana tsy metsy ho resy ho laasa korotam-bato. Ireo mponiny, matanjaka kely, dia potika sy afa-baraka. Ireo voly any an-tsaha, ahi-maitso, ny ahitra eny ambony tafo na eny an-tsaha, mialohan'ny rivotra avy any atsinana.
\v 26 \v 27 Moa ve tsy renao ny nanomanako izany fotoana maro lasa izay sy nanaovako izany tamin'ny fotoana fahiny? Ary ampandaloviko izany. Eto ianao mba handravana ireo tanana tsy matanjaka ho lasa korotam-bato. Ireo mponiny, kely hery, dia potika sy afa-baraka. Ireo voly any an-tsaha, ahi-maitso, ny ahitra eny ambony tafo na eny an-tsaha, mialohan'ny rivotra avy any atsinana.