diff --git a/32/14.txt b/32/14.txt index 3064270c..26e9b46a 100644 --- a/32/14.txt +++ b/32/14.txt @@ -1 +1 @@ -\v 14 \v 15 Fa ny lapa dia ho afoy, ny tanàna feno vahoaka dia ho foana; ny havoana sy ny tilikambo dia ho lava-bato mandrakizay, fifaliana ho an'ireo boriky dia, ahi-maitso ho an'ireo ondry aman'osy; \ No newline at end of file +\v 14 \v 15 Fa ny lapa dia ho afoy, ny tanàna feno vahoaka dia ho foana; ny havoana sy ny tilikambo dia ho lava-bato mandrakizay, fifaliana ho an'ireo boriky dia, ahi-maitso ho an'ireo ondry aman'osy; mandra-pilatsahan'ny Fanahy avy any amin'ny avo amintsika, ka ny tany efitra dia ho tonga saha mamokatra, ary ny saha mamokatra dia tahaka ny hoe ala. \ No newline at end of file