diff --git a/32/19.txt b/32/19.txt index e6cbca40..9de2dfd8 100644 --- a/32/19.txt +++ b/32/19.txt @@ -1 +1 @@ -\v 19 Kanefa raha misy ireo havandra dia ho simba ny ala, ary ny tanàna dia ringana tanteraka, ianao izay mamafy eny akaikin'ireo onja dia ho voatahy, \v 20 ianao izay mamoaka ireo ombinao sy ireo borikinao mba hiraoka. \ No newline at end of file +\v 19 Kanefa raha misy ireo havandra dia ho simba ny ala, ka dia ringana tanteraka ny tanàna, \v 20 ianao izay mamafy eny akaikin'ireo onja dia ho voatahy, ianao izay mamoaka ireo ombinao sy ireo borikinao mba hiraoka. \ No newline at end of file