From 71705f738499c74866d406ce8fcff12a810e1ac3 Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: PLT-MAD006 <> Date: Fri, 12 Apr 2019 11:41:40 -0400 Subject: [PATCH] auto save --- 36/18.txt | 2 +- 1 file changed, 1 insertion(+), 1 deletion(-) diff --git a/36/18.txt b/36/18.txt index ba43b6a5..b96f1a53 100644 --- a/36/18.txt +++ b/36/18.txt @@ -1 +1 @@ -Aza mamela an'i Hezekia hamitaka anareo, miteny hoe: "Yaveh no hamonjy atsika". Moa nisy tamin'ireo andriamanitrin'ny vahoaka ve ka nahavonjy azy ireo avy eo an-tanan'ny mpanjakan'i Asyria? Aiza ny andriamanitr'i Harpada sy Amata? Ary aiza ihany koa ny andriamanitr'i Sefarvaima? Moa ve nahavonjy an'i Samaria tamin'ny heriko izy ireo? Tamin'ireo andriamanitra rehetra teto amin'ny tany, moa nisy andriamanitra nahavonjy ny taniny tamin'ny heriko? \ No newline at end of file +Aza mamela an'i Hezekia hamitaka anareo, miteny hoe: "Yaveh no hamonjy atsika". Moa nisy tamin'ireo andriamanitrin'ny vahoaka ve ka nahavonjy azy ireo avy eo an-tanan'ny mpanjakan'i Asyria? Aiza ny andriamanitr'i Harpada sy Amata? Ary aiza ihany koa ny andriamanitr'i Sefarvaima? Moa ve nahavonjy an'i Samaria tamin'ny heriko izy ireo? Tamin'ireo andriamanitra rehetra teto amin'ny tany, moa nisy andriamanitra nahavonjy ny taniny tamin'ny heriko? Tahaka ny hoe afaka mahavonjy an'i Jerosalema tamin'ny heriko ve i Yaveh? \ No newline at end of file