diff --git a/36/18.txt b/36/18.txt index ba43b6a5..b96f1a53 100644 --- a/36/18.txt +++ b/36/18.txt @@ -1 +1 @@ -Aza mamela an'i Hezekia hamitaka anareo, miteny hoe: "Yaveh no hamonjy atsika". Moa nisy tamin'ireo andriamanitrin'ny vahoaka ve ka nahavonjy azy ireo avy eo an-tanan'ny mpanjakan'i Asyria? Aiza ny andriamanitr'i Harpada sy Amata? Ary aiza ihany koa ny andriamanitr'i Sefarvaima? Moa ve nahavonjy an'i Samaria tamin'ny heriko izy ireo? Tamin'ireo andriamanitra rehetra teto amin'ny tany, moa nisy andriamanitra nahavonjy ny taniny tamin'ny heriko? \ No newline at end of file +Aza mamela an'i Hezekia hamitaka anareo, miteny hoe: "Yaveh no hamonjy atsika". Moa nisy tamin'ireo andriamanitrin'ny vahoaka ve ka nahavonjy azy ireo avy eo an-tanan'ny mpanjakan'i Asyria? Aiza ny andriamanitr'i Harpada sy Amata? Ary aiza ihany koa ny andriamanitr'i Sefarvaima? Moa ve nahavonjy an'i Samaria tamin'ny heriko izy ireo? Tamin'ireo andriamanitra rehetra teto amin'ny tany, moa nisy andriamanitra nahavonjy ny taniny tamin'ny heriko? Tahaka ny hoe afaka mahavonjy an'i Jerosalema tamin'ny heriko ve i Yaveh? \ No newline at end of file