auto save
This commit is contained in:
parent
b064962712
commit
6c903dc24f
|
@ -1 +1 @@
|
|||
Mihainoa ahy, ianao ry nosy! Ankehitriny hevero aho, ianao ry vahoaka alavitra. Efa nantsoin'i Yaveh hatramin'ny nahaterahako tamin'ny anarako aho, rehefa nitondra ahy hoe eto an-tany ny reniko. Nataony tahaka ny sabatra maranitra ny vavako; nafeniny tao amin'ny aloky ny tanany aho; nataony toa ny zana-tsipika voalangolango aho; tao an-tranon'ny zana-tsipika no nanafenany ahy
|
||||
Mihainoa ahy, ianao ry nosy! Ankehitriny hevero aho, ianao ry vahoaka alavitra. Efa nantsoin'i Yaveh hatramin'ny nahaterahako tamin'ny anarako aho, rehefa nitondra ahy hoe eto an-tany ny reniko. Nataony tahaka ny sabatra maranitra ny vavako; nafeniny tao amin'ny aloky ny tanany aho; nataony toa ny zana-tsipika voalangolango aho; tao an-tranon'ny zana-tsipika no nanafenany ahy.
|
Loading…
Reference in New Issue