auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD006 2019-04-12 14:53:06 -04:00 committed by root
parent b064962712
commit 6c903dc24f
2 changed files with 2 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Mihainoa ahy, ianao ry nosy! Ankehitriny hevero aho, ianao ry vahoaka alavitra. Efa nantsoin'i Yaveh hatramin'ny nahaterahako tamin'ny anarako aho, rehefa nitondra ahy hoe eto an-tany ny reniko. Nataony tahaka ny sabatra maranitra ny vavako; nafeniny tao amin'ny aloky ny tanany aho; nataony toa ny zana-tsipika voalangolango aho; tao an-tranon'ny zana-tsipika no nanafenany ahy
Mihainoa ahy, ianao ry nosy! Ankehitriny hevero aho, ianao ry vahoaka alavitra. Efa nantsoin'i Yaveh hatramin'ny nahaterahako tamin'ny anarako aho, rehefa nitondra ahy hoe eto an-tany ny reniko. Nataony tahaka ny sabatra maranitra ny vavako; nafeniny tao amin'ny aloky ny tanany aho; nataony toa ny zana-tsipika voalangolango aho; tao an-tranon'ny zana-tsipika no nanafenany ahy.

1
49/03.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Niteny tamiko izy hoe: "Ianao no mpanompoko, Israely, izay hanehoako ny voninahitro." Fa namaly aho hoe: "Raha nihevitra aho hoe niasa ma