auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD012 2019-04-17 09:21:46 +13:00 committed by root
parent b503bb0cec
commit 6b4cf1f98f
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 22 \v 23 \v 24 Noho izany dia izao no lazain'i Yaveh mahakasika ny taranak'i Jakoba_Yaveh, izay nanavotra an'i Abrahama: "Tsy ho mentra intsony i Jakoba, na hivaloarika ny tavany. Kanefa rehefa mahita ny zanany izy, ireo asan'ny tanako, dia hanamasina ny anarakao izy ireo. Hanamasina ny anaran'ilay Iray Masin'i Jakoba izy ireo ary hijoro amin-tahotra eo amin'ny Andriamanitr'i Israely izy ireo. Ireo izay mivily fanahy dia mbola hahazo fahazavan-tsaina, ary ireo mpitaraina dia hahazo fahalalana."
\v 22 \v 23 \v 24 Noho izany dia izao no lazain'i Yaveh mahakasika ny taranak'i Jakoba_Yaveh, izay nanavotra an'i Abrahama: "Tsy ho menatra intsony i Jakoba, na hivaloarika ny tavany. Kanefa rehefa mahita ny zanany izy, ireo asan'ny tanako, dia hanamasina ny anarakao izy ireo. Hanamasina ny anaran'ilay Iray Masin'i Jakoba izy ireo ary hijoro amin-tahotra eo amin'ny Andriamanitr'i Israely izy ireo. Ireo izay mivily fanahy dia mbola hahazo fahazavan-tsaina, ary ireo mpitaraina dia hahazo fahalalana."