Sat Apr 13 2019 11:35:45 GMT+0300 (Russie TZ 2)
This commit is contained in:
parent
a1f65fa190
commit
6af0898d64
|
@ -1 +1 @@
|
|||
\v 10 Fa mbola sitrapon'Yaveh ny hamotika azy sy manao azy ho marary. Rehefa nataony ho sorona ho an'ny fahotana ny ainy, dia hahita ny fisasarany izy, hanalava ny androny izy, ary ny tanjon'i Yaveh dia ho tanteraka amin'ny alalany. \v 11 Aorian'ny fijaliany teo amin'ny fiainany, dia hahita fahazavana izy ary ho afa-po amin'ny fahalalany. [Fanamarihana: Raha tokony hoe: "Aorian'ny fijaliany tamin'ny fiainany" ny dikan-teny vaovao sasany dia hoe: "Hatrany amin'ny fijaliany tamin'ny fiainana dia hahita vokany izy."] Ilay mpanompoko marina no hanamarina ny maro; hitondra ny helok'izy ireo izy. [Fanamarihana: Ny dikan-teny vaovao maro sasany dia manampy hoe: "hazavana". Ny dikan-teny vaovao sasany dia hoe: "Amin'ny fahalalany, no hanamarinan'ilay mpanompoko marina ny maro."]
|
||||
\v 10 Fa mbola sitrapon'Yaveh ny hamotika azy sy hanao azy ho marary. Rehefa nataony ho sorona ho an'ny fahotana ny ainy, dia hahita ny fisasarany izy, hanalava ny androny izy, ary ny tanjon'i Yaveh dia ho tanteraka amin'ny alalany. \v 11 Aorian'ny fijaliany teo amin'ny fiainany, dia hahita fahazavana izy ary ho afa-po amin'ny fahalalany. [Fanamarihana: Raha tokony hoe: "Aorian'ny fijaliany tamin'ny fiainany" ny dikan-teny vaovao sasany dia hoe: "Hatrany amin'ny fijaliany tamin'ny fiainana dia hahita vokany izy."] Ilay mpanompoko marina no hanamarina ny maro; hitondra ny helok'izy ireo izy. [Fanamarihana: Ny dikan-teny vaovao maro sasany dia manampy hoe: "hazavana". Ny dikan-teny vaovao sasany dia hoe: "Amin'ny fahalalany, no hanamarinan'ilay mpanompoko marina ny maro."]
|
|
@ -79,7 +79,6 @@
|
|||
"53-06",
|
||||
"53-07",
|
||||
"53-08",
|
||||
"53-10",
|
||||
"53-12",
|
||||
"54-title",
|
||||
"54-01",
|
||||
|
|
Loading…
Reference in New Issue