auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD002 2019-04-12 04:27:23 -04:00 committed by root
parent d2bc51a992
commit 6ad1813c98
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 11 Fa ny vorondia sy ny bibidia no hitoetra eo amin'izany; ny vorondolo sy ny goaika no hanao ny tranony eo. Ary hohenjaniny eo amin'izany ny tady fandrefesan'ny fahapotehina sy ny fantson-drano fandravana. \v 12 Ireo olo mendri-kajany dia tsy hanana zavatra ho tavela antsoina hoe fanjakana, ary ny andriana rehetra dia ho tsinontsinona.
\v 11 Fa ny vorondia sy ny bibidia no hitoetra eo amin'izany; ny vorondolo sy ny goaika no hanao ny tranony eo amin'izany. Ary hohenjaniny eo amin'izany ny tady fandrefesan'ny fahapotehina sy ny fantson-drano fandravana. \v 12 Ireo olo mendri-kajany dia tsy hanana zavatra ho tavela antsoina hoe fanjakana, ary ny andriana rehetra dia ho tsinontsinona.