Sat Apr 13 2019 10:21:41 GMT+0300 (Russie TZ 2)

This commit is contained in:
tsDesktop 2019-04-13 10:21:42 +03:00
parent 6f7040e3ec
commit 64615652d3
4 changed files with 6 additions and 4 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\c 54 \v 1 "Mihirà, ry vehivavy momba, ianareo izay tsy niteraka; miravoravoa amin'ny hiram-pifaliana ary mihiakà mafy, ianao izay tsy mba nihetsi-jaza. Fa ny zanaky ny mpitondra tena dia maro kokoa noho ny zanaky ny vehivavy manambady," hoy i Yaveh.
\c 54 \v 1 "Mihirà, ry vehivavy momba, ianareo izay tsy niteraka; miravoravoa amin'ny hiram-pifaliana ary mihiakà mafy, ianareo izay tsy mba nihetsi-jaza. Fa ny zanaky ny mpitondra tena dia maro kokoa noho ny zanaky ny vehivavy manambady," hoy i Yaveh.

View File

@ -1 +1 @@
\v 2 \v 3 Ataovy lehibe kokoa ny lainao ary velaro ny ambain-dainao, velaro tsara; alavao ny tadinao ary hamafiso ny tsato-kazonao. Fa hiely any an-kavanana sy any an-kavia ianao, ary ireo taranakao dia handresy ireo firenena ary honina amin'ireo tanàna lao.
\v 2 Ataovy lehibe kokoa ny lainareo ary velaro ny ambain-dainareo, velaro tsara; alavao ny tadinareo ary hamafiso ny tsato-kazonareo. \v 3 Fa hiely any an-kavanana sy any an-kavia ianareo, ary ireo taranakareo dia handresy ireo firenena ary honina amin'ireo tanàna lao.

View File

@ -1 +1 @@
\v 4 Aza matahotra ny ho menatra ianao, na kivy fa ho afa-baraka; hanadino ny fahamenaran'ny hatanoranao sy ny fahafaham-barakan'ny fandaozana anao ianao.
\v 4 Aza matahotra ny ho menatra ianareo, na kivy fa ho afa-baraka; hanadino ny fahamenaran'ny hatanoranareo sy ny fahafaham-barakan'ny fandaozana anareo ianareo.

View File

@ -81,6 +81,8 @@
"53-08",
"53-10",
"53-12",
"54-title"
"54-title",
"54-01",
"54-02"
]
}