Sat Apr 13 2019 10:29:41 GMT+0300 (Russie TZ 2)

This commit is contained in:
tsDesktop 2019-04-13 10:29:42 +03:00
parent ef6ec2ec20
commit 61e4bc84d6
4 changed files with 6 additions and 4 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 11 Ianareo ory, afotofoton'ny tafio-drivotra sy tsy manana fampiononana, indro, ho ataoko amin'ny antimony ny rarivatonareo, ary amin'ireo vatosoa no hametrahako ny fototrareo. \v 12 Hataoko robina ireo tilikambonareo ary amin'ny vato mamirapiratra ny vavahadinareo, ary ny mandanareo any ivelany amin'ny vato tsara tarehy.
\v 11 Ianareo ory, afotofoton'ny tafio-drivotra sy tsy manana fampiononana, indro, ho ataoko amin'ny antimony ny rarivatonareo, ary amin'ireo vatosoa no hametrahako ny fototrareo. \v 12 Ho ataoko robina ireo tilikambonareo ary amin'ny vato mamirapiratra ny vavahadinareo, ary ny mandanareo any ivelany amin'ny vato tsara tarehy.

View File

@ -1 +1 @@
\v 13 \v 14 Dia i Yaveh no hampianatra ireo zanakareo rehetra; ary ho lehibe ny fiadanan'ireo zanakareo. Amin'ny fahamarinana no hamerenako anareo amin'ny laoniny. Tsy hiaina fanenjehana intsony ianareo, fa tsy hatahotra ianareo, ary tsy hisy na inona na inona hampitahotra ho avy eo akaikinareo.
\v 13 Dia i Yaveh no hampianatra ireo zanakareo rehetra; ary ho lehibe ny fiadanan'ireo zanakareo. \v 14 Amin'ny fahamarinana no hamerenako anareo amin'ny laoniny. Tsy hiaina fanenjehana intsony ianareo, ka tsy hatahotra ianareo, ary tsy hisy na inona na inona mampitahotra ho avy eo anilanareo.

View File

@ -1 +1 @@
\v 15 \v 16 Indro, raha misy olona mitarika korontana, dia tsy avy Amiko izany; izay rehetra mitarika korontana eo aminao dia ho lavo amin'ny faharesena. Indro, efa nahary mpanao asa tanana, izay mitsoka ny vain'afo mirehitra sy manefy fitaovam-piadiana ho asany Aho, ary efa nahary ny mpamotika mba hamotika Aho.
\v 15 \v 16 Indro, raha misy olona mitarika korontana, dia tsy avy Amiko izany; izay rehetra mitarika korontana eo aminareo dia ho lavo amin'ny faharesena. Indro, efa nahary mpanao asa tanana, izay mitsoka ny vain'afo mirehitra sy manefy fitaovam-piadiana ho asany Aho, ary efa nahary ny mpamotika mba hamotika Aho.

View File

@ -87,6 +87,8 @@
"54-04",
"54-05",
"54-07",
"54-09"
"54-09",
"54-11",
"54-13"
]
}