auto save
This commit is contained in:
parent
a20abf6944
commit
52108426ca
|
@ -1 +1 @@
|
|||
\v 14 Hiteny izy hoe: 'Amboary, amboary! Savao ny lalana! Esory eo amin'ny lalan'ny vahoakako ny zavatra manafintohina rehetra!'" \v 15 Fa izao no lazain'Ilay ambony sy avo, izay velona mandrakizay, masina ny Anarany: "Izaho dia mipetraka amin'ny toerana avo sy masina, miaraka aminy koa izay fanahy torotoro sy mihetry, mba hamelomana indray ny fanahin'ireo izay mihetry, ary mba hamelomana indray ny fanahin'ireo izay manenina.
|
||||
\v 14 Hiteny izy hoe: 'Amboary, amboary! Savao ny lalana! Esory eo amin'ny lalan'ny vahoakako ny zavatra manafintohina rehetra!'" \v 15 Fa izao no lazain'Ilay ambony sy avo, izay velona mandrakizay, masina ny Anarany: "Izaho dia mipetraka amin'ny toerana avo sy masina, miaraka aminy koa ny torotoro fanahy sy mihetry, mba hamelomana indray ny fanahin'ireo izay mihetry, ary mba hamelomana indray ny fanahin'ireo izay manenina.
|
Loading…
Reference in New Issue