From 43b88a4e6680ebe26bc03762b7b79e1df4dfd6bd Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: Plt-Mad004 <> Date: Sun, 14 Apr 2019 09:13:49 -0400 Subject: [PATCH] auto save --- 37/26.txt | 2 +- 1 file changed, 1 insertion(+), 1 deletion(-) diff --git a/37/26.txt b/37/26.txt index 94d28ef7..ae3d6ad3 100644 --- a/37/26.txt +++ b/37/26.txt @@ -1 +1 @@ -\v 26 Moa ve tsy renao ny namaritako izany fotoana maro lasa izay sy nanaovako izany tamin'ny fotoana fahiny? Ary entiko mba hitranga izany. Eto ianao mba handrava ireo tanàna matanjaka ho lasa korotam-bato.\v 27 Ireo mponiny, kely hery, dia kivy sy afa-baraka. Voly any an-tsaha izy ireo, ahi-maitso, ahitra eny ambony tafo na eny an-tsaha, mialohan'ny rivotra avy any atsinana. \ No newline at end of file +\v 26 Moa ve tsy renao ny namaritako izany fotoana maro lasa izay sy nanaovako izany tamin'ny fotoana fahiny? Ary entiko mba hitranga izany. Eto ianao mba handrava ireo tanàna matanjaka ho lasa korotam-bato.\v 27 Ireo mponiny, tsy manan-kery, dia kivy sy afa-baraka. Voly any an-tsaha izy ireo, ahi-maitso, ahitra eny ambony tafo na eny an-tsaha, mialohan'ny rivotra avy any atsinana. \ No newline at end of file