From 42a3a9a56e047571c495719d84a4d6cae2764a7d Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: PLT-MAD006 <> Date: Fri, 12 Apr 2019 08:41:47 -0400 Subject: [PATCH] auto save --- 36/18.txt | 2 +- 1 file changed, 1 insertion(+), 1 deletion(-) diff --git a/36/18.txt b/36/18.txt index 90f32a5b..ba43b6a5 100644 --- a/36/18.txt +++ b/36/18.txt @@ -1 +1 @@ -Aza mamela an'i Hezekia hamitaka anareo, miteny hoe: "Yaveh no hamonjy atsika". Moa nisy tamin'ireo andriamanitrin'ny vahoaka ve ka nahavonjy azy ireo avy eo an-tanan'ny mpanjakan'i Asyria? Aiza ny andriamanitr'i Harpada sy Amata? Ary aiza ihany koa ny andriamanitr'i Sefarvaima? Moa ve nahavonjy an'i Samaria tamin'ny heriko izy ireo? \ No newline at end of file +Aza mamela an'i Hezekia hamitaka anareo, miteny hoe: "Yaveh no hamonjy atsika". Moa nisy tamin'ireo andriamanitrin'ny vahoaka ve ka nahavonjy azy ireo avy eo an-tanan'ny mpanjakan'i Asyria? Aiza ny andriamanitr'i Harpada sy Amata? Ary aiza ihany koa ny andriamanitr'i Sefarvaima? Moa ve nahavonjy an'i Samaria tamin'ny heriko izy ireo? Tamin'ireo andriamanitra rehetra teto amin'ny tany, moa nisy andriamanitra nahavonjy ny taniny tamin'ny heriko? \ No newline at end of file