diff --git a/37/17.txt b/37/17.txt index 1e4328bf..ef00f3e3 100644 --- a/37/17.txt +++ b/37/17.txt @@ -1 +1 @@ -Antongilano ny sofina, ry Yaveh, ary enoy. Sokafy ny masonao, ry Yaveh, ary jereo, ary henoy ireo tenin'i Senakeriba, \ No newline at end of file +Antongilano ny sofina, ry Yaveh, ary enoy. Sokafy ny masonao, ry Yaveh, ary jereo, ary henoy ireo tenin'i Senakeriba, izay efa nalefany anesoana an'Andriamanitra velona. Marina izany, ry Yaveh, noravan'ny mpanjakan'i Asyria ny firenen'ny tanin'izy ireo rehetra. \ No newline at end of file diff --git a/37/19.txt b/37/19.txt new file mode 100644 index 00000000..e327a0e7 --- /dev/null +++ b/37/19.txt @@ -0,0 +1 @@ +Efa nataony tao anat \ No newline at end of file