auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD012 2019-04-12 15:38:06 +13:00 committed by root
parent 804a2cd402
commit 3bfcc7f460
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 4 \v 5 Ny horakoraky ny maro an'isa no any an-tendrombohitra, tahaka ny vahoaka lehibe! Ny tabataban'ny fanjakana tahaka ireo firenena maro tafatambatra! Yaveh tompon'ny maro no mampahery ny tafika ho amin'ny ady. Avy any amin'ny tanàna lavitra izy ireo, avy any amin'ny faravodilanitra. Dia i Yaveh sy ny fitaovana fitsarana, mandrava ny tany manontolo.
\v 4 \v 5 Ny horakoraky ny maro an'isa no any an-tendrombohitra, tahaka ny vahoaka lehibe! Ny tabataban'ny fanjakana tahaka ireo firenena maro tafatambatra! Yaveh tompon'ny maro no mampahery ny tafika ho amin'ny ady. Avy any amin'ny tanàna lavitra izy ireo, avy any amin'ny faravodilanitra. Dia i Yaveh sy ny fitaovana fitsarana, no mandrava ny tany manontolo.