auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD006 2019-04-11 17:30:02 -04:00 committed by root
parent f8673bd293
commit 38f7672978
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Moa namely an'i Jakoba sy Israely tahaka ny namelezany ireo firenena izay namely azy ireo ve Yaveh? Moa ve novonoina tahaka ny famonoana ireo firenena izay novoinoin'izy ireo i Jakoba sy Israely? Amin'ny refy marina izay efa nalahatrao, nandroahana an'i Israely sy Jakoba; noentiny tany alavitra miaraka amin'ny rivo-maheriny izy ireo, tamin'ny andron'ny rivotra antsinanana.
Moa namely an'i Jakoba sy Israely tahaka ny namelezany ireo firenena izay namely azy ireo ve Yaveh? Moa ve novonoina tahaka ny famonoana ireo firenena izay novoinoin'izy ireo i Jakoba sy Israely? Amin'ny refy marina izay efa nalahatrao, nandroahana an'i Israely sy Jakoba; noentiny tany alavitra miaraka amin'ny rivo-maheriny izy ireo, tamin'ny andron'ny rivotra antsinanana. [Fanamarihana: Raha toa ka hoe "Amin'ny refy marina" dia ireo dikan-teny