diff --git a/61/06.txt b/61/06.txt index aacb556d..71295920 100644 --- a/61/06.txt +++ b/61/06.txt @@ -1 +1 @@ -\v 6 \v 7 Ho antsoina hoe mpisoron'i Yaveh ianareo; hiantso anareo hoe mpanompon'ny Andriamanintsika izy ireo. Hihinana ny haren'ireo firenena ianareo, ary hirehareha amin'ny haren'izy ireo. \ No newline at end of file +\v 6 \v 7 Ho antsoina hoe mpisoron'i Yaveh ianareo; hiantso anareo hoe mpanompon'ny Andriamanintsika izy ireo. Hihinana ny haren'ireo firenena ianareo, ary hirehareha amin'ny haren'izy ireo. Hahazo avo roa heny ianareo solon'ny hanatrareo; ary hifaly amin'ny fizaran'izy ireo ianareo solon'ny fahafaham-baraka. Noho izany dia hahazo avo roa heny amin'ny tanin'izy ireo ianareo; hafaliana mandrakizay no ho \ No newline at end of file