auto save
This commit is contained in:
parent
a311986419
commit
33f2a9463b
|
@ -1 +1 @@
|
|||
\v 24 \v 25 Tamin'ny alalan'ireo mpanomponao no nihantsianao ny Tompo ary nanaovanao hoe: 'Tamin'ny hamaron'ny kalesiko no niakarako teny amin'ny havoan'ireo tendrombihitra, tamin'ny fiakarana avo indrindra an'i Libanona. Hokapaiko sy ho safidiako ireo sederany lava ireo hazon-kipreso any aho, ary hihditra ao amin'ny toerany ambony indrindra aho, dia ny hazony mamoha be indrindra. Efa niady lava-drano aho ary nisotro rano; [Ny dikan-teny sasany taloha sy vaovao misy hoe "Efa niady lava-drano sy nisotro rano tany an-tany hafa aho."] Amainiko ny reniranon'i Egypta rehetra ambanin'ny faladian-tongotro.'
|
||||
\v 24 \v 25 Tamin'ny alalan'ireo mpanomponao no nihantsianao ny Tompo ary nanaovanao hoe: 'Tamin'ny hamaron'ny kalesiko no niakarako teny amin'ny havoan'ireo tendrombihitra, tamin'ny fiakarana avo indrindra an'i Libanona. Hokapaiko ireo sederany lava ary hofidiako ireo hazon-kypreso any, ary hihiditra ao amin'ny toerany ambony indrindra aho, dia ny hazony mamoha be indrindra. Efa niady lava-drano aho ary nisotro rano; [Ny dikan-teny sasany taloha sy vaovao misy hoe "Efa niady lava-drano sy nisotro rano tany an-tany hafa aho."] Ritraiko ny reniranon'i Egypta rehetra ambanin'ny faladian-tongotro.'
|
Loading…
Reference in New Issue