From 33dad3566ade6d15c3d2587b65361ac71ea6569a Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: tsDesktop Date: Fri, 12 Apr 2019 17:29:01 +0300 Subject: [PATCH] Fri Apr 12 2019 17:29:01 GMT+0300 (Russie TZ 2) --- 53/10.txt | 2 +- 1 file changed, 1 insertion(+), 1 deletion(-) diff --git a/53/10.txt b/53/10.txt index b2aaa24a..dcc77169 100644 --- a/53/10.txt +++ b/53/10.txt @@ -1 +1 @@ -\v 10 \v 11 Fa mbola sitrapon'Yaveh ny hamotika azy sy manao azy ho marary. Rehefa nataony ho sorona ho an'ny fahotana ny ainy, hahita ny fisasarany izy, hanalava ny androny izy, ary ny tanjon'i Yaveh dia ho tanteraka amin'ny alalany. \ No newline at end of file +\v 10 \v 11 Fa mbola sitrapon'Yaveh ny hamotika azy sy manao azy ho marary. Rehefa nataony ho sorona ho an'ny fahotana ny ainy, hahita ny fisasarany izy, hanalava ny androny izy, ary ny tanjon'i Yaveh dia ho tanteraka amin'ny alalany. Aorian'ny fijaliany teo amin'ny fiainany, dia hahita fahazavana izy ary ho afa-po amin'ny fahalalany. [Fanamarihana: Raha tokony hoe: "Aorian'ny fijaliany tamin'ny fiainany" \ No newline at end of file