Sun Apr 14 2019 11:16:50 GMT+0300 (FLE (heure d’été))

This commit is contained in:
tsDesktop 2019-04-14 11:16:51 +03:00
parent 62366a360e
commit 321b762e71
3 changed files with 6 additions and 3 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 6 Nametrahako mpiambina teo amin'ireo mandanao, ry Jerosalema; tsy mangina izy ireo andro sy alina. Ianareo izay mampatsiahy an'i Yaveh, aza mitsahatra. \v 7 Aza avela hiala sasatra izy mandra-pametrahany an'i Jerosalema indray sy mandra-panaovany izany ho fiderana eto an-tany.
\v 6 Nametrahako mpiambina teo amin'ireo mandanao, ry Jerosalema; tsy mangina izy ireo andro sy alina. Ianareo izay mampatsiahy an'i Yaveh, aza mitsahatra. \v 7 Aza avela hiala sasatra Izy mandra-pametrahany an'i Jerosalema indray sy mandra-panaovany izany ho fiderana eto an-tany.

View File

@ -1 +1 @@
\v 8 Nianiana tamin'ny tanany an-kavanana sy tamin'ny sandrin'ny heriny Yaveh hoe: "Azo antoka fa tsy hanome ny varinareo ho sakafo ho an'ireo fahavalonareo intsony Aho. Ireo vahiny dia tsy hisotro ny divay vaovaonareo, izay niasanareo. \v 9 Fa ireo izay mijinja ny vary dia hihinana izany sy hidera an'i Yaveh, ary ireo izay mioty ny voaloboka sy hisotro ny divay ao amin'ny fitsaràna'ny fitoerako masina."
\v 8 Nianiana tamin'ny tanany an-kavanana sy tamin'ny sandrin'ny heriny Yaveh hoe: "Azo antoka fa tsy hanome ny varinareo ho sakafo ho an'ireo fahavalonareo intsony Aho. Ireo vahiny dia tsy hisotro ny divay vaovaonareo, izay niasanareo. \v 9 Fa ireo izay mijinja ny vary dia hihinana izany sy hidera an'i Yaveh, ary ireo izay mioty ny voaloboka dia hisotro ny divay ao amin'ny fitsaràna'ny fitoerako masina."

View File

@ -97,6 +97,9 @@
"61-06",
"61-08",
"61-10",
"62-title"
"62-title",
"62-08",
"62-10",
"62-11"
]
}