auto save

This commit is contained in:
Plt-Mad004 2019-04-12 14:54:28 -04:00 committed by root
parent e234925eaf
commit 2efc4f51ab
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 11 \v 12 \v 13 Indro, efa renareo izay nataon'ny mpanjakan'i Asyria tamin'ny tany rehetra tamin'ny fandravana azy ireo tanteraka. Koa ho voavonjy ve ianao? Moa ve namonjy azy ireo ireo andriamanitry ny firenena, ireo firenena izay noravan'izy ireo dia: Gozana, Harana, Rezepa, ary ny vahoakan'i Edena tao Telasara? Aiza ny mpanjakan'i Hamata, mpanjakan'i Arpada, mpanjakan'ireo tanana sefarvaima, Hena, Ivah?
\v 11 \v 12 \v 13 Indro, efa renareo izay nataon'ny mpanjakan'i Asyria tamin'ny tany rehetra tamin'ny fandravana azy ireo tanteraka. Koa ho voavonjy ve ianareo? Moa ve namonjy azy ireo ireo andriamanitry ny firenena, ireo firenena izay noravan'izy ireo dia: Gozana, Harana, Rezepa, ary ny vahoakan'i Edena tao Telasara? Aiza ny mpanjakan'i Hamata, mpanjakan'i Arpada, mpanjakan'ireo tanana sefarvaima, Hena, Ivah?