Thu Apr 11 2019 10:55:52 GMT+0300 (FLE (heure d’été))
This commit is contained in:
parent
3ca4862199
commit
2e5ae5c7ee
|
@ -1 +1 @@
|
|||
\v 13 \v 14 \v 15 Koa namaly Isaia hoe: "Henoy, ry taranak'i Davida. Tsy ampy anareo vahoaka ve ny mitsapa ny faharetan'ny vahoaka? Tsy maintsy mitsapa ny faharetan'ny Andriamanitro koa ve ianareo? Noho izany dia ny Tompo tenany no hanome famantarana anareo: indro, hanan'anaka ilay tovovavy, hiteraka zazalahy, ary hiantso ny anarany hoe Imanoela. [Fanamarihana: Raha tokony hoe: "Ilay tovovavy", dia ny dikan-teny sasany manao hoe: "ny tovovavy."] Hihinana rononomandry
|
||||
\v 13 \v 14 \v 15 Koa namaly Isaia hoe: "Henoy, ry taranak'i Davida. Tsy ampy anareo vahoaka ve ny mitsapa ny faharetan'ny vahoaka? Tsy maintsy mitsapa ny faharetan'ny Andriamanitro koa ve ianareo? Noho izany dia ny Tompo tenany no hanome famantarana anareo: indro, hanan'anaka ilay tovovavy, hiteraka zazalahy, ary hiantso ny anarany hoe Imanoela. [Fanamarihana: Raha tokony hoe: "Ilay tovovavy", dia ny dikan-teny sasany manao hoe: "ny tovovavy."] Hihinana rononomandry sy tanteny izy rehefa mahay mandà ny ratsy sy misafidy ny tsara.
|
Loading…
Reference in New Issue