auto save

This commit is contained in:
Plt-Mad004 2019-04-12 17:52:44 -04:00 committed by root
parent 4094c7858e
commit 2e443cffd3
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 11 Tenda-kanina tokoa ireo amboa; tsy mety voky mihitsy izy ireo; mpiandry ondry tsy mahay manavaka izy ireo; nivily tamin'ny lalany avokoa izy ireo, samy fatra-pitia tombony tsy ara-drariny ny tsirairay.\v 12 "Avia" hoy izy ireo: "Andao hisotro divay sy taoka isika. Ho toy ny androany ihany ny rahampitso, andro lehibe any an-dafin'ny famarana."