Thu Apr 11 2019 17:17:21 GMT+0300 (Russie TZ 2)

This commit is contained in:
tsDesktop 2019-04-11 17:17:21 +03:00
parent 48c61463e6
commit 2b4332a7b9
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 4 \v 5 \v 6 Ireo kely fisainana dia hihevitra tsara amin'ny fahazavan-tsaina, ary ireo mibadabada dia hahay hiteny mahitsy tsara. Ny adala dia tsy ho antsoina intsony hoe hajaina, na ny mpamitaka ho antsoina hoe voafehy. Fa ny adala dia hiteny fahadalana, ary ny fony dia hanao teti-dratsy sy hanao asa miatsaravelatsihy, ary hiteny diso hanohitra an'i Yaveh izy.
\v 4 \v 5 \v 6 Ireo kely fisainana dia hihevitra tsara amin'ny fahazavan-tsaina, ary ireo mibadabada dia hahay hiteny mahitsy tsara. Ny adala dia tsy ho antsoina intsony hoe hajaina, na ny mpamitaka ho antsoina hoe voafehy. Fa ny adala dia hiteny fahadalana, ary ny fony dia hanao teti-dratsy sy hanao asa miatsaravelatsihy, ary hiteny diso hanohitra an'i Yaveh izy. Hampanoana ireo noana izy, ary hahatonga ireo mangetaheta tsy hanana zavatra hosotroina.