auto save
This commit is contained in:
parent
1e59ad425a
commit
2a85e8185a
|
@ -1 +1 @@
|
|||
\v 9 \v 10 Ataovy talanjona ny tenanao ka aoka ho talanjona; tampeno ny masonareo ka aoka ho jamba! Aoka ho mamo, kanefa tsy amin'ny divay; aoka hivembena, kanefa tsy amin'ny toaka. Fa i Yaveh efa nandraraka ny fanahin'ny torimaso lalina tao aminao.Efa nanirina ny masonareo Izy, ry mpaminany, ary efa nanarona ny lohanareo, ry mpahita.
|
||||
\v 9 \v 10 Ataovy talanjona ny tenanareo ka aoka ho talanjona; tampeno ny masonareo ka aoka ho jamba! Aoka ho mamo, kanefa tsy amin'ny divay; aoka hivembena, kanefa tsy amin'ny toaka. Fa i Yaveh efa nandraraka ny fanahin'ny torimaso lalina tao aminareo. Efa nanirina ny masonareo Izy, ry mpaminany, ary efa nanarona ny lohanareo, ry mpahita.
|
Loading…
Reference in New Issue