auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD006 2019-04-13 18:22:46 -04:00 committed by root
parent 0e486c1de1
commit 2a78cabda1
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 20 \v 21 Hampiverina ireo rahalainao rehetra hivoaka ireo firenena rehetra izy ireo, tahaka ny fanatitra ho an'i Yaveh. Ho avy amin'ny soavaly, sy anatin'ireo kalesy, anatin'ireo filanjana, ambonin'ireo ampondra, ary ambonin'ireo rameva, ho any amin'i Jerosalema tendrombohitro masina_hoy Yaveh. Fa ny vahoakan'i Israely dia hitondra fanatitra hoanina anaty lovia madio ho ao an-tranon'i Yaveh. Ny sasany amin'ireo aza dia hofidiko ho mpisorona sy Levi
\v 20 \v 21 Hampiverina ireo rahalainao rehetra hivoaka ireo firenena rehetra izy ireo, tahaka ny fanatitra ho an'i Yaveh. Ho avy amin'ny soavaly, sy anatin'ireo kalesy, anatin'ireo filanjana, ambonin'ireo ampondra, ary ambonin'ireo rameva, ho any amin'i Jerosalema tendrombohitro masina_hoy Yaveh. Fa ny vahoakan'i Israely dia hitondra fanatitra hoanina anaty lovia madio ho ao an-tranon'i Yaveh. Ny sasany amin'ireo aza dia hofidiko ho mpisorona sy Levita_hoy Yaveh.