auto save
This commit is contained in:
parent
16e42e449f
commit
274286304c
|
@ -1 +1 @@
|
|||
Tamin'ny taona faha efatra ambi'ny folo nanjakan'i Hezekiah mpanjaka, Sankeriba, mpanjakan'i Aseria, dia namely ireo tanana mimandan'i Joda ary nambabo azy ireo. Dia nalefan'ny mpanjakan'i Asiria avy any Lasisa ho any Jerosalema ho any amin'i Hezekiah mpanjaka ny lehibe mpifehy miaraka amin'ny tafika lehibe. Nampifanantona ny lakan-dranon'ny farihy ambony izy, amin'ny lalam-be mankany amin'ny sahan'ny mpamotsy lamba, ary nitsangana tamin'izany
|
||||
Tamin'ny taona faha efatra ambi'ny folo nanjakan'i Hezekiah mpanjaka, Sankeriba, mpanjakan'i Aseria, dia namely ireo tanana mimandan'i Joda ary nambabo azy ireo. Dia nalefan'ny mpanjakan'i Asiria avy any Lakisa ho any Jerosalema ho any amin'i Hezekiah mpanjaka ny lehibe mpifehy miaraka amin'ny tafika lehibe. Nampifanantona ny lakan-dranon'ny farihy ambony izy, amin'ny lalam-be mankany amin'ny sahan'ny mpamotsy lamba, ary nitsangana tamin'izany.
|
Loading…
Reference in New Issue