Fri Apr 12 2019 14:53:13 GMT+0300 (Russie TZ 2)

This commit is contained in:
tsDesktop 2019-04-12 14:53:13 +03:00
parent 4cfcdb9e87
commit 236860ff7c
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 9 \v 10 \v 11 Izao no vavaka voasoratr'i Hezekia mpanjakan'i Joda, rehefa narary sy sitrana izy: "Izaho nilaza fa eo amin'ny antenantenan'ny fiainako dia handeha amin'ireo vavahadin'ny fiainan-tsy hita aho; nalefa tany aho mandritra ny taona sisa hiainako. Hoy aho hoe tsy hahita an'i Yaveh intsony aho, Yaveh any amin'ny tanin'ny fahaveloman; tsy hijery ny olombelona na ireo mponin'ny tany intsony aho.
\v 9 \v 10 \v 11 Izao no vavaka voasoratr'i Hezekia mpanjakan'i Joda, rehefa narary sy sitrana izy: "Izaho nilaza fa eo amin'ny antenantenan'ny fiainako dia handeha amin'ireo vavahadin'ny fiainan-tsy hita aho; nalefa tany aho mandritra ny taona sisa hiainako. Hoy aho hoe tsy hahita an'i Yaveh intsony aho, Yaveh any amin'ny tanin'ny velona; tsy hijery ny olombelona na ireo mponin'ny tany intsony aho. (Fanamarihana: "ireo mponin'izao tontolo izao." Ny ankamaroan'ny dika vaovao dia