Fri Apr 12 2019 15:58:11 GMT+0100 (GMT (heure d’été))

This commit is contained in:
tsDesktop 2019-04-12 15:58:11 +01:00
parent 0122abea28
commit 169e4f7b69
4 changed files with 7 additions and 4 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 11 Izao no lazain'I Yaveh, ilay Iray Msin'Israely, mpahary azy: 'Nahoana ianao no mametra-panontaniana ny amin'izay ataoko ho an'ny zanako? Miteny amiko izay tokony hatao mahakasika ireo asan'ny tanako ve ianao?
\v 11 Izao no lazain'I Yaveh, ilay Iray Masin'Israely, Mpahary azy: 'Nahoana ianao no mametra-panontaniana ny amin'izay ataoko ho an'ny zanako? Miteny amiko izay tokony hatao mahakasika ireo asan'ny tanako ve ianao?

View File

@ -1 +1 @@
\v 12 'Izaho no nanao ny tany ary nahary ny olona teo amin'izany. Izaho no namelatra ny lanitra, ary nandidy ny kintana rehetra mba hipoitra.
\v 12 'Izaho no nanao ny tany ary nahary ny olona teo amin'izany. Ny tanako no namelatra ny lanitra, ary Izaho no nandidy ny kintana rehetra mba hipoitra.

View File

@ -1 +1 @@
\v 13 Izaho no nanentana an'i Kyrosy tamin'ny fahamarinana, ary izaho no hanalama ny lalany rehetra. Izy no hanangana ny tanànako, izy no hampody ny sesitaniko, ary tsy main'ny vidiny na kolikoly.'" hoy Yaveh tompon'ny maro.
\v 13 Izaho no nanentana an'i Kyrosy tamin'ny fahamarinana, ary izaho no hanalama ny lalany rehetra. Izy no hanangana ny tanànako; izy no hampody ny sesitaniko, ary tsy main'ny vidiny na kolikoly.'" hoy Yaveh tompon'ny maro.

View File

@ -79,6 +79,9 @@
"45-02",
"45-04",
"45-07",
"45-09"
"45-09",
"45-10",
"45-11",
"45-12"
]
}