Thu Apr 11 2019 20:34:09 GMT-1200 (Dateline Standard Time)

This commit is contained in:
plateaumalagasy 2019-04-11 20:34:09 -12:00
parent 7b883a1694
commit 13ba07270a
4 changed files with 6 additions and 4 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 8 Nitaraina ilay lehilahy mpiambina hoe: [Fanamarihana: Raha tokony hoe "Niantso mafy izy" dia ny sasany amin'ireo dika-teny taloha manao hoe: "Nisy liona niantso mafy"] "Ry Tompo, teo amin'ny tilikambo fihambenana aho dia nijoro nandritry ny iray andro tontolo, isan'andro, ary teo amin'ny toeram-pitiliko no nijoroko nandritry ny alina manontolo." \v 9 Indro tamy ny kalesy iray miaraka amin'ny lehilahy iray mpitaingin-tsovaly roa. Niantso mafy izy nanao hoe: "efa rava Babylona, rava, ary ireo sary vongan'ny andriamaniny rehetra potika amin'ny tany."
\v 8 Nitaraina ilay lehilahy mpiambina hoe: [Fanamarihana: Raha tokony hoe "Niantso mafy izy" dia ny sasany amin'ireo dika-teny taloha manao hoe: "Nisy liona niantso mafy"] "Ry Tompo, teo amin'ny tilikambo fihambenana aho dia nijoro nandritry ny iray andro tontolo, isan'andro, ary teo amin'ny toeram-pitiliko no nijoroko nandritry ny alina manontolo." \v 9 Indro tamy ny kalesy iray miaraka amin'ny lehilahy iray sy mpitaingin-tsovaly roa. Niantso mafy izy nanao hoe: "Efa rava Babylona, rava, ary ireo sary vongan'ny andriamaniny rehetra dia potika amin'ny tany."

View File

@ -1 +1 @@
\v 10 Ry novelesina sy nosivaniko, zanaky ny trano fitotom-bariko! Izay reko tamin'i Yaveh Tompon'ny maro, Andriamanitr'Israely, efa nambarako taminareo.
\v 10 Ry novelesina sy nosivaniko, zanaky ny trano fitotom-bariko! Izay reko tamin'i Yaveh tompon'ny maro, ilay Andriamanitr'Israely, efa nambarako taminareo.

View File

@ -1 +1 @@
\v 11 Fanambarana mahakasika an'i Edoma. Nisy iray niantso ahy avy Seira hoe: "Ry mpiambina, rahoviana no hifarana ny alina? Ry mpiambina, rahoviana no hifarana ny alina? \v 12 Hoy ilay mpiambina hoe: "ho avy ny maraina ary ny alina ihany koa. Raha maniry ny anontany ianao, dia manontania; ary miverena indray."
\v 11 Fanambarana man'i Edoma. Nisy iray niantso ahy avy Seira hoe: "Ry mpiambina, rahoviana no hifarana ny alina? Ry mpiambina, rahoviana no hifarana ny alina? \v 12 Hoy ilay mpiambina hoe: "ho avy ny maraina ary ny alina ihany koa. Raha maniry ny anontany ianao, dia manontania; ary miverena indray."

View File

@ -52,6 +52,8 @@
"21-01",
"21-03",
"21-05",
"21-06"
"21-06",
"21-08",
"21-10"
]
}