Sun Apr 14 2019 12:11:37 GMT+0300 (Russie TZ 2)

This commit is contained in:
tsDesktop 2019-04-14 12:11:37 +03:00
parent 0f733010f8
commit 137a4428b8
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 10 Fa mbola sitrapon'Yaveh ny hamotika azy sy hanao azy ho marary. Rehefa nataony ho sorona ho an'ny fahotana ny ainy, dia hahita ny fisasarany izy, hanalava ny androny izy, ary ny tanjon'i Yaveh dia ho tanteraka amin'ny alalany. \v 11 Aorian'ny fijaliany teo amin'ny fiainany, dia hahita fahazavana izy ary ho afa-po amin'ny fahalalany. [Fanamarihana: Raha tokony hoe: "Aorian'ny fijaliany tamin'ny fiainany" ny dikan-teny vaovao sasany dia hoe: "Hatrany amin'ny fijaliany tamin'ny fiainana dia hahita vokany izy."] Ilay mpanompoko marina no hanamarina ny maro; hitondra ny helok'izy ireo izy. [Fanamarihana: Ny dikan-teny vaovao maro sasany dia manampy hoe: "hazavana". Ny dikan-teny vaovao sasany dia hoe: "Amin'ny fahalalany, no hanamarinan'ilay mpanompoko marina ny maro."]
\v 10 Fa sitrapon'Yaveh ny hamotika azy sy hanao azy ho marary. Rehefa nataony ho sorona ho an'ny fahotana ny ainy, dia hahita ny fisasarany izy, hanalava ny androny izy, ary ny tanjon'i Yaveh dia ho tanteraka amin'ny alalany. \v 11 Aorian'ny fijaliany teo amin'ny fiainany, dia hahita fahazavana izy ary ho afa-po amin'ny fahalalany. [Fanamarihana: Raha tokony hoe: "Aorian'ny fijaliany tamin'ny fiainany" ny dikan-teny vaovao sasany dia manao hoe: "Hatrany amin'ny fijaliany tamin'ny fiainana dia hahita vokany izy."] Ilay mpanompoko marina no hanamarina ny maro; hitondra ny helok'izy ireo izy. [Fanamarihana: Ny dikan-teny vaovao maro sasany dia manampy hoe: "hazavana". Ny dikan-teny vaovao sasany dia manao hoe: "Amin'ny fahalalany, no hanamarinan'ilay mpanompoko marina ny maro."]