Fa ny tanana namafisina dia ho lao, ny fonenana dia ho ngazana ary hafoy tahaka ny efitra.
Fa ny tanana namafisina dia ho lao, ny fonenana dia ho ngazana ary hafoy tahaka ny efitra. Ao no hamahanana ny zanak'omby, ary ao no handriany sy hanapotehiny ireo rantsany