auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD005 2019-04-13 10:30:54 -04:00 committed by root
parent fe10cce0a0
commit 10b8cefee6
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 8 Ny lalam-be any dia ho antsoiana hoe Lalana Masina. Tsy handeha amin'izany ny maloto. Fa izay dia natao ho azy izay mandeha amin'izany. Tsy misy adala andeha amin'izany. \v 9 Tsy hisy liona any, tsy hisy biby masiaka ao amin'izany; tsy ho hita ao izy ireo, fa ireo izay voavonjy no handeha ao.
\v 8 Ny lalam-be any dia ho antsoiana hoe Lalana Masina. Tsy handeha amin'izany ny maloto. Fa izany dia natao ho an'izay mandeha amin'izany. Tsy misy adala handeha amin'izany. \v 9 Tsy hisy liona any, tsy hisy biby masiaka ao amin'izany; tsy ho hita ao izy ireo, fa ireo izay voavonjy no handeha ao.